permalien Mihevera ianao

Rédigé le Lun 20 Nov, 2006 16:13:06 Ajouter un commentaire


Zo Ryan - Mihevera ianao


Hadinoy ihany koa izy satria efa nanadino anao
Ianao aza nilaozany nangaina irery foana teo
Ny azy koa ny fitiavany tsy navelany ho anao intsony
F'efa nafindrany toerana vaovao
Natolony ho an'olon-kafa indray
 

Mihevera ianao, hadinoy izy
Avelao izy amin'izay tiany
Toneo ny fo, fa tsy izy irery
No afaka hitia anao
Ka alaviro ny famoizam-po
Ny anjaranao tsy ho very
'Reo manam-pitia be dia be
Ka aleo izy handeha raha lao

 

Hadinoy ihany koa izy satria efa nanadino anao
Ianao aza nilaozany nangaina irery foana teo
Ny azy koa ny fitiavany tsy navelany ho anao intsony
F'efa nafindrany toerana vaovao
Natolony ho an'olon-kafa indray

 

Mihevera ianao, hadinoy izy
Avelao izy amin'izay tiany
Toneo ny fo, fa tsy izy irery
No afaka hitia anao
Ka alaviro ny famoizam-po
Ny anjaranao tsy ho very
'Reo manam-pitia be dia be
Ka aleo izy handeha raha lao



Aza miaiky hoe tena resy ianao
Fa tsy izy irery ihany no azo antenaina
Ka ny hambom-ponao indray no ataovy fantany
Dia handresy ianao rehefa any indray andro any

 

Mihevera ianao, hadinoy izy
Avelao izy amin'izay tiany
Toneo ny fo, fa tsy izy irery
No afaka hitia anao
Ka alaviro ny famoizam-po
Ny anjaranao tsy ho very
'Reo manam-pitia be dia be
Ka aleo izy handeha raha lao

 

Mihevera ianao, hadinoy izy
Avelao izy amin'izay tiany
Toneo ny fo, fa tsy izy irery
No afaka hitia anao
Ka alaviro ny famoizam-po
Ny anjaranao tsy ho very
Ireo manam-pitia be dia be
Ka aleo izy handeha raha lao
Na nan nan ie ie ie
'Reo manam-pitia be dia be... ka aleo izy hande raha lao!
'Reo manam-pitia be dia be... ka aleo izy hande raha lao!


O o o o o o o




Rajouter un Feedback

  • Nom:
  • Email:
  • Code Anti-Robot:
  • Feedback: