permalien Adolescent

Rédigé le Ven 04 Avr, 2008 17:41:35 Ajouter un commentaire






Tsy misy ho soratana wa 'zah
Tsy misy raha ho ambara anao
Fa atosik'ireo tsiahy
Atosiny te ho any aminao 'zah
Mba ilazao vaovao e!
'Zay zava-misy any aminao
Na ratsy io na tsara e!

Te ho any aho fa tsy afaka e!
Te ho any aho fa tsy afaka!
Te ho any aho fa tapaka e!
Te ho any aho fa tapaka!



Rajouter un Feedback

  • Nom:
  • Email:
  • Code Anti-Robot:
  • Feedback: